Vanille SoleilAnnuaire de MadagascarPetites Annonces
Inscription dans l'annuaire Vanille Soleil Facebookmgfr
Paositra Malagasy Tsaralalàna

Paositra Malagasy Tsaralalàna

note 4,10/5 (173 votes)
Loading ... Loading ...

Poste, Transporteur

Exemples de produits/services: Mandat express, Services postaux

Adresse
Tsaralalàna
Tananarive (Antananarivo)
Madagascar
Chargement du plan de localisation...
Cette fiche est celle de votre société? Pour l'améliorer ou la modifier, vous pouvez faire une demande de droits d'administration ici.
Commentaires et avis sur "Paositra Malagasy Tsaralalàna"

  15 commentaires à “Paositra Malagasy Tsaralalàna”

  1. sostay maptendratry ty post malagasy ty f aleo ho potika any mints io f tsis ilavanaz. taratasy endrasan ef ho ray volana nef recommander avec accusé de reception. tkn maxi 5jours d tong.

  2. salut…ahoan zan recrut zan o!!!

  3. salama tompoko, saika mba mila ny numéro téléphone paositra mahajanga azafady o,

  4. misy courrier bancaire nalefa tao amin'ny boite postale dia tsy tonga mintsy, efa hatramin'ny janvier 2014. Teo izy nefa nalefa tamin'ireny mpanatitra any an-trano ireny tonga foana. Mampalahelo mintsy ny ataon'ny paositra. Matoa ilay izy ange alefa any aminareo dia ilain'ny tompony e. Nenareo angamba no efa vizaky ny asa ka rehefa tsy ilainareo dia arianareo. Toy izany koa boky avy any ivelany nalefa tao dia tsy hita hatramin'izao. Dia rehefa mba manontany ny tompon'andraikitra izahay dia toa be vava be ilay olona hoe : matoa izay tsy tonga aty tsy avy aminay fa avy any amin'ilay mpandefa. Nefa dia misy accusé izao.

  5. Saika handefa doc administratif @ PAOMA za de matahotra ndray @ reto comments be nareo! Misaotra t@ le comments e! Misy hisainana. Lasan'ny vahiny daholo ny saosy : TNT, FedEx, DHL … De lasan'ny Colis Express ny eto antoerana. Nefa nge de vola miraraka fotsiny io ref tena ilofosana e! Fanahiniana vonoina ve le antsika mba hanjakan'ny hafa !!! Mampalahelo

  6. tsara raha mba maka tahaka ny paositra Frantsayizay tena miroborobo tokoa satria io no tena mandeha,misy vola be miditra isan' androIzaho aloha dia nalahelo mihintsy fa nisy entako nalefako t@ 2013,fa tsy hita h@ izao e! sao ho lasa ratsy laza ny paoma e!mila ezaka be

  7. fiabla iany v nareo amle colis e!! efa ela b ian leiz tsita atreto

  8. Si on voudrait avoir quelques renseignement à propos d'un colis, il n'y a pas d'adresse e-mail?

  9. rovin kay no faran fangalahan le zanatr nalef raha t@ ny 19 dec 2013 nu nandefana az? de rovin nu faran

  10. ce sont des incompétent.Même en recommandé ca prend toujours un max de temps!!!perte totale

  11. Fa firy andro kay no tonga ny colis rah mande avion avy any france?

  12. shhh zay zao va avy nandefasana colis d hatr@zao ve d mbol ts azo fona. ka na ny iprouvena oe tao @ aza no very tsisy, satri colis avec accusé de réception ian.

  13. Mandray reclamation anie rizareo e dia manome indemnite de perte raha tena tao aminy no very

  14. Paositra tsy azo atokisana mangalatra ze colis alefa Efa misokatra sady very Zavatra ao anatiny…

  15. J'ai un courier à examiner vient de l'étrangé de la part de Payoneer et l'Adresse de la ville à déstiner est faux dont au lieu de:à AMBATONDRAZAKA -503-, il est viré à TOAMASINA(Tamatave);Pouvez-vous m'aider?

Pour les professionnelsNouveaux référencésVanille SoleilListingsCrédits
Inscription dans l'annuaire
Demander les droits de modification sur votre fiche
Inscription à la Newsletter des Pros
Pro Alarm
Mada Aiza
SARYSMATIK
CAMEIM
ABC
Qui sommes-nous?
Contactez-nous
Petites annonces gratuites
Les catégories de l'annuaire
Les restaurants à Tananarive
Les hôtels à Tananarive
© 2014 Vanille Soleil Madagascar
Développement LeeX Network
Plateforme Wordpress
Thème Suffusion
Hébergement web par Simafri